<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>J.H. Rolle</author>
<hymn_number>199</hymn_number>
<lyrics>[V1]
 Misaora ! misaora an'i
 Jehovah,
 Ry olona atý an-tany ô !
 Fa lehibe ny indrafony
 Ka maharitra mandrakizay.

[V2]
 Misaora ! misaora an'i Jesosy,
 Ry olona atý an-tany ô !
 Fa vitany ny famonjena,
 Ka misokatra ny lanitra.

[V3]
 Misaora ! misaora re ny
 Fanahy,
 Ry olona atý an-tany ô !
 Fa fahazavana no omeny
 Ary fanavaozana am-po.</lyrics>
<title>Misaora! Misaora an'i jehovah FFPM199</title>
</song>